|
|
|
|

Teny iditra1  tato ho ato
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza fotoana vao haingankaingana: Nisy tsaho niely tato ho ato fa hitokona tsy hiasa, hono, ny mpiasa amin' ny...
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] just recently
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.8] il n'y a pas longtemps
6  [1.3] dernièrement
Singan-teny  7  tato, ho, ato

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07