Teny iditra | 1 tavin-drano |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] a water trough or bowl for washing |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] bassin pour mettre de l'eau, pour se laver |
Ohatra |
5 [2.48] Ary ao koa ny tavindrano fanozan-tanana. 6 [2.996#] Fanampin' izany, dia novakin' i Akaza mpanjaka koa ny panoa sy ny tongony ary nesoriny ny tavindrano teo amboniny; |
Singan-teny | 7 tavy, rano |
Fivaditsoratra | 8 androvitan, itandrovan, nandrovita, navanditro, nitandrova, tandrovina, tavin-drano |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |