|
|
|
|

Teny iditra1  tavoara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Siny kely lavalava tenda vita amin' ny vatovary izay atao fametrahandrano mangatsiaka eo ambony latabatra
4  [1.13] sinikely lava tenda vita amin'ny vatovary fampangatsiahana rano
5  [1.13] tavoahangy miendrika bola, lava tenda, ampiasaina amin'ny laboratoara
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#689, 1.13] gargoulette
7  [1.3#689] cruchon en grès
8  [1.13] ballon
Ohatra  9  [2.245#] Akana atao anaty tavoara ny rano
10  [2.996] Ny tavoara rehetra dia feno divay
11  [1.437#] Ny ranomainty vazaha dia amin' ny tavoara kely sokay
Voambolana  12  Simia
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  14  aavotra, avaotra, avoatra, roatava, tavoara

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21