Teny iditra |
tavoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fikapokapohana zavatra mba hanalana ny vovoka aminy Fitsapana mba hahalalana zavatra iray izay odiana ohatra ny efa fantatra; don-tandroka. [1.1]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
tavoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Artifice oratoire par lequel on accable l'adversaire d'accusations fausses et soudaines [1.3]
|
|
Teny iditra |
tavoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Vy boribory lavalava miakatra sy midina ao anatin' ny vatan' ny paompy ka misintona mampakatra ny rano na manosika azy kosa Lamba atao manodidina ilay vy boribory lavalava voalaza eo ambony [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Piston [1.13]
|
Voambolana |
|