Teny iditra tay be am-bavan' ny mpamosavy
Singan-teny tay ; be ; vava ; mpamosavy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana ny zava-dratsy maharikoriko sy maloto eo am-pitantarana ny loza mety hihatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02