Teny iditra | 1 tazanina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Jerena lavidavitra: Tazano irý vorona irý fa mihevingevina toa hianjera |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be seen or overlooked from a distance |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qu'on regarde ou surveille de loin |
Fototeny | 6 tazana |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny tazanina io |
Fivaditsoratra | 13 itazanan, nataizan, nitazana, tazanina, zanatany, zana-tany, zantiana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/27 |
![]() |