Teny iditra | tazanina (tazana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Jerena lavidavitra: Tazano irý vorona irý fa mihevingevina toa hianjera [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be seen or overlooked from a distance [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on regarde ou surveille de loin [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tazanina io | ||||||||
Fivaditsoratra | tazanina, zana-tany, zantiana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |