Teny iditra tebiteby
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ahiahy, tahotra, fihavatravatra fa toa hisy hihatra na hanjo ny tena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Apprehension, fear and trembling [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Appréhension, inquiétude; trouble [1.8]
Ohatra 
1Velon-tebiteby fatrafatra Rasoa tamin' ny fomba fitenin' ny dokotera hoe: [2.470]
2Hoy aho feno tebiteby. [2.471]
3Tamin' izany fotoana izany, ny fahitana vahiny miakatra dia zava-dratsy, tebiteby, tahotra ho an' ny iray tanàna. [2.472]
Voambolana 
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31