| Teny iditra (1/2) | 1 teboka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mari-pijanonan-tsoratra (.) ampiasaina rehefa mamarana fehezanteny.
[1.1] 4 mari-piatoana [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 period
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 point
[1.5, 1.13] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 9 Haiteny |
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 13 misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
11 Mari-tsoratra sy marika hafa |
| Teny iditra (2/2) | 12 teboka |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 fihaonan'ny hitsy roa mifanapaka
[1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 a mathematical point, the intersection of two lines
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 point
[1.13] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 18 Matematika: rafitsary |
| Fikambanana | 19 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 21 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 20 takebo, teboka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/28 |
|