|
|
|
|

Teny iditra1  teboka roa
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] mari-pijanonan-tsoratra fampiasa:
-a) eo alohan' ny fitanisan-javatra: Misy efatra ny zoron-trano: ny zoro firarazana, ny zoron' akoho, ny zorom-baravarambe, ny zorom-baravarankely
-b) alohan' ny fehezanteny manazava na mamelabelatra hevitra na teny iray eo aloha: Ny nanaovako izany dia izao: tsy riako ho fantatry ny olona aho
-d) raha mamerina teny nolazain' olona: Hoy Andrianampoinimerina hoe: "Ny ranomasina no valampariako"
Fanazavàna teny anglisy  4  [3.1] colon
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.5, 1.13] deux points
Voambolana  6  Haiteny
Singan-teny  7  teboka, roa
Mpanahaka  8  tebokatelo, tebokaamanpaingo, tebokafamaranana
Tsanganana sy sary iray takila  9  Mari-tsoratra

Fivaditsoratra  10  abetrokao, aboretako, teboka roa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21