Teny iditra teboka aman-paingo (teboka, amana, paingo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mari-pijanonan-tsoratra:
¶ -a) entina manavaka fizarazaram-pehezanteny feno fa tsy tanteraka: Avy hatrany dia nanatona andrainy ilay zaza mpandany; niankohoka teo an-tongony dia nifona taminy
¶ -b) mba hampisaraka tapa-pehezanteny izay efa samy misy faingo: Toy izao no fipetrakay: teo varatra, i dada; teo atsimo, i neny... [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy semicolon [3.1]
Famaritana frantsay point-virgule [Rajaonarimanana 1995, SLP 1986]
Voambolana 
Mpanahaka  teboka roa ~ teboka telo ~ teboka famaranana
Tsanganana sy sary iray takila Mari-tsoratra

2014/11/19