Teny iditra | 1 tefitra |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Maimaika erý hanao, salehotra; misalovana ny tsy raharahan' ny tena Be ebo, be hambo, kevokevoka mitady doka; kitokitoka raha miteny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] wishing for praise 5 [1.2] [Provincial] polluted, profaned |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] prétentieux qui cherche la louange, qui fait ce qui ne convient pas à son sexe |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny tefitra io |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |