|
|
|
|

Teny iditra1  tefy be mivaona
Singan-teny  2  tefy, be, mivaona
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] taozavatra maro vita ara-tefy somaradimbana sy be angesongeso; enti-milaza koa fitsarana tsy marina, na firaisan-tetika ahitana olona maro voaringodringotra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#691] Fabrique où beaucoup d’ouvrages sont faits de travers
Figuré: injustice dans les jugements ; crime d’état, complot, affaire où beaucoup sont compromis

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07