Teny iditra | tefy manta | ||
Singan-teny | tefy ; manta | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fanefena vy izay tsy nodorana fa novelezina amin' izao; enti-milaza taozavatra natao izay hahavitana azy fotsiny, tsy misy vidiny [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Careless or unskilled work [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Travail négligent [1.8] | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |