Teny iditra | 1 tefy manta |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 tefy, manta |
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
5 [1.1] fanefena vy izay tsy nodorana fa novelezina amin' izao; enti-milaza taozavatra natao izay hahavitana azy fotsiny, tsy misy vidiny |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] careless or unskilled work |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] travail négligent |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |