Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : tehezana
|
|
|
Ohabolana 1 | Izay mitsingina no avo tehezana ary izay be fandraoka no be tonon-tanana. [2.415 #1634, 2.653 #1198, 2.558]
|
Dikanteny frantsay | Celui qui fait le délicat a la taille fine, et celui qui travaille à ramasser à pleines mains a les noeuds des doigts très gros. [2.415]
|
|
|
Ohabolana 2 | Manao ampinga tratra sy manda tehezana. [2.974 #477]
|
Dikanteny frantsay | Faire de sa poitrine un bouclier et de ses côtes un rempart. [2.974 #477]
|
|
|
Ohabolana 3 | Mibokitra ny tehezana. [2.415 #5557]
|
Dikanteny frantsay | Retenir son rire en bombant les côtes. [2.415 #5557]
|
|
|
Ohabolana 4 | Mitsingintsingina ka avo tehezana. [2.415 #1665]
|
Dikanteny frantsay | Homme qui se montre délicat dans le manger et a les côtes élevées. [2.415 #1665]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|