|
|
|
|

Teny iditra1  tehezana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny taolana tsirairay amin' ny tratran' ny olona sy ny biby.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] the side by the ribs; a rib
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] le côté; une côte, une côtelette
Voambolana  6  Haiaina
Mpanahaka  7  ila, takiba
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny tehezana io

Fivaditsoratra  14  haneteza, hetezana, tehezana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21