Teny iditra | 1 tehirizina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fototeny | 3 tahiry |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Atokana amin' ny toerana iray mba tsy ho very na ho simba na ho lany: Notehiriziny tao am-bata ny firavaka vao novidiny ~ Tehiriziko hataoko vatsy iretovola ireto raha mandeha aho Tanana: Tehirizo tsara ao am-ponao ireo tenin' ny maty ireo |
Tsipelina hafa | 9 tahirizina |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny tehirizina io |
Fivaditsoratra | 11 itehirizan, nitehiriza, tehirizany, tehirizina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |