Teny iditra | 1 telo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Milaza isa roa ampiana iray: Rehefa mandray telo (volana) ny zaza dia alam-bolo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 three [Javanese talu, other Malay and Polynesian languages tello, tolu, and toro] [1.2] 5 three [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 trois [1.3, 1.5, 1.8] |
Isam-pirenena |
7 3 8 III [3.1] |
Ohatra |
9 Nankaiza ity zandry no mifehy telo ity trano? [2.131] 10 Ary nony nahazo haza izy telo lahy, dia nozarain' ny saka, ka noteloiny mihitsy [2.293] |
Voambolana |
11 Matematika: rafitrisa |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran' olona |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
|
Ohabolana | 39 Ohabolana misy io teny telo io |
Tsanganana sy sary iray takila |
40 Ny isa 41 Fifanampiana 42 Fampitomboana |
Lahatsoratra |
43 Andriamihaja: Fanisana vaovao 44 Randzavola: telo ao amin' ny Baiboly (=> isa) |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/03 |