Teny iditra | 1 telonjato |
Singan-teny | 2 telo, zato |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [3.1] three hundred |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [3.1] trois cent |
Isam-pirenena |
6 [3.1] 300 CCC |
Ohatra |
7 Rahefa mety ny atao, mahatratra hatramin' ny telonjato kilao na mihoatra aza! [2.471] |
Voambolana |
8 Matematika: rafitrisa |
Tsanganana sy sary iray takila |
9 Ny isa |
Lahatsoratra |
10 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |