Teny iditra telopolo (telo, folo)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy Thirty [3.1]
Famaritana frantsay Trente [3.1]
Famaritana iraisam-pirenena 30 [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Ohatra Tsy lafo ny lambamena tamin’izany, fa telopolo ariary dia efa nahazo. [Andraina: Mitaraina, takila 87]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

2015/01/20