|
|
|
|

Teny iditra1  telopolo
Singan-teny  2 telo, 3 folo
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  5 Thirty [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Trente [3.1]
Isam-pirenena  7 30 [3.1]
Ohatra  8  Tsy lafo ny lambamena tamin’izany, fa telopolo ariary dia efa nahazo. [2.472#87]
Voambolana  9  Matematika: rafitrisa
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  11  run='manisa' label='manisa' />Andriamihaja: Fanisana vaovaoTsy lafo ny lambamena tamin’izany, fa telopolo ariary dia efa nahazo.
Lahatsoratra  12  run='/bins/articles?a=fanisanavaovaoandriamihaja'>Andriamihaja: Fanisana vaovao

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26