Teny iditra | 1 telorirana |
Singan-teny | 2 telo, rirana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Karazan' ahitra fahita eny an-tanimbary [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 (allusion à la tige trigone ou triquètre). Nom donné à de nombreuses Cyperaceae. Plus spécialement : Pycreus propinquus Nees (Cyperaceae). Tiges employées en sparterie. Nom malgache anciennement relevé par Malzac, A. Grandidier, etc. [Merina]
[1.196] |
Ohatra |
6 Ireto fiasana ireto : hetinkazo sy telorirana ary fandoahana. [2.332#59] 7 Isa ny hisatra, Roa ny voaroy, Telo ny telorirana, Efatra ny efakefany, Dimy ny jamoka, Enina ny tenona, Fito ny fitatra, Valo ny vano, Sivy ny siny, Folo ny fony [2.69#253] |
Voambolana |
8 Haizavamaniry: ahitra |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24 |