Teny iditra tendana (tenda)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Sarotra an-kanina, izany hoe mahery mihinana lozantany
Mitovy hevitra: be tenda ~ fatihanina ~ maty ankanina ~ sarotra ~ sarotra an-kanina ~ tenda ankanina ~ tendana [Rajemisa 1985]

2013/07/17