Teny iditra | 1 tenda an-kanina |
Singan-teny | 2 tenda, hanina |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 lian-tsakafo, tsy mifidy harapaka ary mambosibosika toy ny tsy ho enina [1.1] |
Tovy hevitra | 5 be tenda, tenda be |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26 |