|
|
|
|

Teny iditra1  tenda an-kanina
Singan-teny  2  tenda, hanina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] lian-tsakafo, tsy mifidy harapaka ary mambosibosika toy ny tsy ho enina
Tovy hevitra  5  be tenda, tenda be

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26