Teny iditra (1/2) | 1 tenda |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Faritra amin' ny tenan' ny olombelona sy ny biby mampitohy ny vatana amin' ny loha ary idinan' ny sakafo avy eo am-bava: Misambotra ganagana amin' ny tendony: Marary tenda izy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 the throat [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 la gorge [1.8] |
Voambolana |
6 Haiaina |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny tenda io |
Teny iditra (2/2) | 20 tenda |
Sokajin-teny | 21 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
22 Sarotra an-kanina: Ity koa dia efa tenda izaitsizy. Jereo tenDAna [1.1] |
Fivaditsoratra | 23 dante, ndate, tenda |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26 |