Teny iditra tenda an-kanina
Singan-teny tenda ; hanina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Lian-tsakafo, tsy mifidy harapaka ary mambosibosika toy ny tsy ho enina [1.1]
Tovy hevitra be tenda ~ tenda be

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26