Teny iditra | 1 tendrombohitra |
Singan-teny | 2 tendro, vohitra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] havoana lehibe hita mandondona avo sady sarotra anihina |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a mountain; the summit |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8, 1.13] montagne 7 [1.8] colline; sommet de montagne |
Ohatra |
8 Ao amin' ny tendrombohitra tsy afak' olonarivo, hoy ity iraka. [2.895#] 9 Nanondro tendrombohitra roa ambinifolo tany Imamo Andriambahoaka I. [2.508#] |
Voambolana |
10 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny tendrombohitra io |
Lahatsoratra |
19 Randzavola: tendrombohitra ao amin' ny Baiboly |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/08 |
![]() |