Teny iditra | tendron > tendro | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny ilany ambony indrindra, ny tampony amin' ny zavatra iray lava na avo: Tapaho ny tendron' io tady io. / Misy sarin' akoholahy erỳ an-tendron' ny tranon-dakolosy [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | The tip, the top [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Sommet [1.8, 1.13] | ||||||||||||
Bout [1.8] | |||||||||||||
[Merina] La cime d'un arbre. On dit par exemple an-tendron'ny hazo : à la cime de l'arbre [1.196] | |||||||||||||
Ohatra | eo amin' ny koranam-pifaliana iraisana no mifandray tendro izany.
[2.313] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tendro io | ||||||||||||

Fanazavàna teny malagasy | Mari-tsoratra fanao eo amin' ny zanatsoratra misy tsindrimpeo: lalàna (tendry ?) Ilay mari-tsindrimpeo atao eo ambonin' ny tarehintsoratra a na i na o: à, ì, ò [1.1] | ||||||||||||

Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo] Nom donné aux fruits avortés ; mal formés. Par exemple : tendrom-boatelo (Dubois). [1.196] | ||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||||||||
Fivaditsoratra | ndreto, tendro |