Teny iditra tendron' orona (tendro, orona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny faritra mandroso indrindra amin' ny orona [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/24