Teny iditra | tenehina (tanika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ampangotrahina, andrahoina, empoina: Notenehiny adiny iray ny hena vao masaka Enjehina sy zohina tsy an-kijanona, tanarahina: Tenehin' ny tompon-trosa izy ka tsy tamana teto amin' ny fokontany [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be boiled, to be cooked [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on fait bouillir, cuire [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tsipelina hafa | tanehina | ||||||||
Fivaditsoratra | tehenina, tenehina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |