Teny iditra | 1 tenenina |
Fototeny | 2 teny |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Avoakan' ny vava, lazaina: Teny tsy azo tenenina izany Ambara, lazaina: Tsy hay tenenina ny zavatra nataony Didiana, omena teny, baiko: Hoteneniko izy mba hamangy anao Anarina na tezerana fa nanao ratsy: Teneno kely ny zanakao fa manimba ny voninkazonay amin' ny baoliny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be reproved |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on réprouve |
Ohatra |
7 "Ny fitiavana tsy tenenina no fitiavana lehibe sy ambony indrindra" (Wagner). [2.324] 8 Inay izy manalava tenda izay isaky ny tenenina ary toa vara-datsaka raha mba miteny ireo zandriny ireo. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 13 tezerana, terezana, levilevena, baibaizina, bedesina, besobesoina, karamentsonina, kitakitaina |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny tenenina io |
Fivaditsoratra | 17 itenenan, naneteny, nitenena, tenenina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |