Teny iditra teniko fe lehibe
Singan-teny teny ; fe ; lehibe
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny mampiseho fahefana tsy azo toherina, tsy iadian-kevitra fa ekena fotsiny amin' izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy It is my order, I am the boss [1.7]
Fanazavàna teny frantsay C'est mon ordre, je suis le chef [1.8]
Tovy hevitra didiko fe lehibe ~ teniko fe-andriana

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20