Teny iditra teny ierana (teny, era)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy teny na hevitra aseho hifanarahan' ny mpiombona adidy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a request agreed to [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay affaire sur laquelle on s'entend; permission accordée [Hallanger 1974]
 accord, d'un commun accord [Rajaonarimanana 1995]
Teny mitovy hevitra teny miera

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31