|
|
|
|

Teny iditra1  teny mingadona
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] teny miafara amin'ny -ka, -tra, -na, ka eo amin'ny vaniny faharoa avy any amin'ny farany no misy ny tsindrim-peo
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] paroxyton
Voambolana  5  Haiteny
Singan-teny  6  teny, mingadona
Mpanahaka  7  tenymitoaikona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12