Teny iditra (1/2) | 1 mingadona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny fanoto midoboka mafy rehefa mitoto vary: Injay misy fanoto mingadona any ho any Tonga: Vao ningadona tao am-baravarana izy, dia nirotsaka ny orana tany ioelany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to make a noise by pounding, beating, or treading; to arrive. 5 [1.7] to make a thumping sound when pounding rice; to make a thudding sound of footsteps; to arrive |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] faire du bruit en pilant, en marchant; arriver |
Ohatra |
7 [2.246] Ary nony ningadona teo an-tokonana Ranakombe, dia niombotra niala teo anatin' ny fatana ny sompanga (Quand les pas du Grand-Voyant résonnèrent sur le seuil, la grosse sauterelle s'arracha du foyer) |
Fototeny | 8 ngadona |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny mingadona io |
Teny iditra (2/2) | 15 mingadòna |
Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mingadona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.3] |
Fototeny | 19 ngadona |
Fivaditsoratra | 20 ingadonam, mandaingo, mangadony, mingadòna, mingadona, mingodana, namongady, nigodanam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/24 |
![]() |