|
|
|
|

Teny iditra1  teny tsy loa-body
Singan-teny  2  teny, tsy, loa-body
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fitenenana tsy mazava loatra fa misy afinafenina; teny tsy lazaina manontolo, fa tapahina eo an-tenatenany ary misy heviny afenina
Safeli-teny
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] an indirect allusion
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] allusion indirecte
7  [1.5] paroles dont le sens est ambigu. Allusion

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07