|
|
|
|

Teny iditra1  Terminalia    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Terminalia badamia  atafana
5  Terminalia calcicola  sariramy
6  Terminalia catapp  atafa
7  Terminalia catappa  antafana, atafa, atafana, hafafo, hatafa, hatafamena, hatafana, hatofa
8  Terminalia leandriana  tanatanandimoha
9  Terminalia mantaly  mantalia, mantaliala, mantaly, talio, taly, tsihazo
10  Terminalia monoceros  hazobe, kobahy, taly
11  Terminalia namorokensis  mantaly
12  Terminalia pumila  fatra, fatrea, piriokitra, voafatra, voafatrea, voafatsindakana, voafatsy, voampatra, voampirokitra, vopirakitra
13  Terminalia taliala  talia, taliala, talinala
14  Terminalia tropophylla  taliala
15  Terminalia ulexoides  hamaninombilahy, hamaniomby, hamanipombilahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/28