|
|
|
|

Teny iditra1  tery saina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] olona tsy mba afaka manaiky hevitra ivelan' ny an' ny tena fa rehefa tsy mitovy amin' ny an' ny tena na mivoaka kely ivelany dia tsy leferina (mifanohitra aminy: malala-tsaina)
Singan-teny  4  tery, saina
Tohi-kevitra  5  malalatsaina

Fivaditsoratra  6  asetrinay, itseranay, saretinay, setrainay, tery saina, tsieranai

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21