Teny iditra tetezam-bato (tetezana, vato)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay pont en pierre
Ohatra Ary tsy izany ihany fa nanao asa soa koa izy, toy ny tetezambato teny Tanjombato, ny tetezana teny Ambaniala sy teny Ampitantafika, mba hanala fahasahiranana ny olona. [Randriamamonjy: Tantara]

Teny iditra tetezambato
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay (dialecte ?) (de tetezana : pont, passerelle ; et vato : pierre ; plante introduite devenue très envahissante ; elle bouche souvent les canaux entre les pierres). Eichhornia crassipes (Mart.) Solms (Pontederiaceae). Nom relevé par Decary. Introduite comme plante décorative sous le nom de Jacinthe d'eau ou d'Orchidée d'eau par les Français. Devenue rapidement envahissante. C'est un exemple du danger qu'il peut y avoir à introduire sans précaution certaines espèces végétales. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Eichhornia crassipes

Teny iditra Tetezambato (tetezana, vato)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany tetezana, vato

Nohavaozina tamin' ny 2020/02/07