Teny iditra | 1 tetiarana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tantaran' ny niandohan' ny razana niaviana sy ny fifandimbiasan' ireo taty aoriana |
Ohatra |
4 [2.48] Ambohidrapeto natao AmbohidRapeto, hoy ny tetiarana 5 [2.5] Raha marina fa tsy voalazan' io lovantsofina io izay ray aman-drenin-dRanoro - ary mahagaga izany fa zavadehibe amin' ny Hova ny tetiarana - dia mbola marina mihoatra noho izany koa fa ny feo hoe "sira" no tena nahan-dRanoro fa tsy dia ny sira mihitsy tsy akory. |
Fototeny | 6 tety |
Tovy hevitra | 7 tetirazana |
Lahatsoratra |
8 Randzavola: tetiarana ao amin' ny Baiboly (=> firazanana) |
Fivaditsoratra | 9 itaterana, tetiarana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |