|
|
|
|

Teny iditra1  teti-be
Singan-teny  2  tetika, be
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  firaisana hanao ratsy [1.1]
Ohatra  5  tsy nanan-kevitra hamono ny mpanjaka ny mpanao tetibe [2.270#]
6  Ary raha manao tetibe mirendrika hamely ny kapiteny ny matilo na mandositra miala [2.366#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13