Teny iditra teti-dromotra
Singan-teny tetika ; romotra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fifandisoan' ny tetika, ka ny an' ny tena no efa noheverina hahavoa, kanjo ny ankilany indray no naharesy [1.1]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/17