Teny iditra tevana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Hady makadiry, lavaka lalina sy lehibe [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a precipice, an abyss [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   précipice, abîme, fossé [Hallanger 1974]
Ohatra   Indray asabotsy, fahavaratra ny andro tamin' izay, latsaka tany an-tevana noho ny tany malama io omby io, ka tapaka ny tongony iray. [Andraina: Mitaraina, takila 125]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny tevana itý (1): Antevamena

Nohavaozina tamin' ny 2013/06/12