Fizahan-teny

Ohabolana : tevana

Ohabolana 1Hitsikitsika tsy mandao tevana. [2.558 #1349]
Kitsikitsika tsy mandao tevana. [2.415 #6282, 2.653 #1277]
Dikanteny frantsayLes crécerelles ne désertent pas les précipices. [2.415 #6282]
Fanazavana frantsaySe disait du danger. [2.415 #6282]

Ohabolana 2Jamba mifampitantana : misia vato fa aza misy tevana. [2.558 #1540]

Ohabolana 3Ny amoron-kady mahita ny tevana, ny amoron-drano no mahita ny lalina. [2.558 #188]
Ny ao amoron-kady no mahita ny tevana, ary ny eo amoron-drano no mahita ny rano lalina. [2.415 #6240, 2.653 #2180]
Ny eo amoron-kady no mahita ny tevana, ary ny eo amoron-drano no mahita ny rano lalina. [2.974 #89]
Dikanteny frantsayC’est au bord du jossé qu’on est bien placé pour voir le précipice ; c’est au bord de l’eau qu’on peut constater la profondeur du fleuve. [2.974 #89]
Ceux qui sont au bord du fossé voient le précipice ; ceux qui sont au bord de l' eau en voient la profondeur. [2.415 #6240]
Fanazavana frantsayL'expérience rend prévoyant et prudent. [2.415 #6240]

Fizahan-teny