Teny iditra | tevana | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Hady makadiry, lavaka lalina sy lehibe [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A precipice, an abyss [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Précipice, abîme, fossé [1.8] | ||
Ohatra | Indray asabotsy, fahavaratra ny andro tamin' izay, latsaka tany an-tevana noho ny tany malama io omby io, ka tapaka ny tongony iray.
[2.472] | ||
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | ||
Kamban-teny |
| ||
Anaran-toerana |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tevana io | ||
Fivaditsoratra | tevana, vatañe |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14 |