Teny iditra | tevi-doha (tevika, loha) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | ilazana ny ran' orona avy amin' ny aretin' andoha [Rajemisa 1985] | |
karazân'aretin'an-doha mampandeha ran'orona [SLP 1986] | ||
Fandikana frantsay | [ tevidoha ] mal de tête [Rajemisa: Vakoka] | |
saignement du nez [SLP 1986] | ||
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |