Teny iditra (1/2) | 1 tezaina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny basy atao mahitsy tsara ka hitifirana, ny volobeny tsy aankina amin-javatra; asiana na tapahina eo afovoany tsara |
Fototeny | 4 teza |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 tezaina |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Karakaraina sy kolokoloina: Sarotra tezaina koa ity zaza ity |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [1.7] to be cared for, to be brought up |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.8] qu'on nourrit, qu'on élève |
Fototeny | 14 taiza |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 19 atezany, tezaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |