Teny iditra tifirina (tifitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Asiana (amin' ny basy, tafondro, tsipika... na izay rehetra mety hahavoa): Notifiriko tamin' ny basy ifay vorona ka nitsirara
¶ Kendrena hasiana: Izaho mihitsy no notofirinao tamin' iny teny iny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be shot [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay sur qui (quoi) on tire, qu'on fusille [Hallanger 1974]
Endriteny 
tifirina
tifiriko
tifirinao
tifiriny
tifirintsika
tifirinay
tifirinareo
tifirin'
tifirin-
tifirim-
tifiri-
notifirina
notifiriko
notifirinao
notifiriny
notifirintsika
notifirinay
notifirinareo
notifirin'
notifirin-
notifirim-
notifiri-
hotifirina
hotifiriko
hotifirinao
hotifiriny
hotifirintsika
hotifirinay
hotifirinareo
hotifirin'
hotifirin-
hotifirim-
hotifiri-
tifiro
Tsipelina hafa 

2012/09/13